La guitare à Bouboul
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-28%
Le deal à ne pas rater :
Précommande : Smartphone Google Pixel 8a 5G Double Sim 128Go ...
389 € 539 €
Voir le deal

Lycée Andohalo

3 participants

Aller en bas

Lycée Andohalo Empty Lycée Andohalo

Message par Admin Mar 18 Déc - 15:26

Section musique Lycée Andohalo, nanao kaonseritra nampahafantarana ny sangan'asan'i Ramboatiana Etienne tamin'ny 1980, aiza daholo?
Admin
Admin
Admin

Messages : 12
Date d'inscription : 16/11/2007

https://gitaramalagasy.forumpro.fr

Revenir en haut Aller en bas

Lycée Andohalo Empty Re: Lycée Andohalo

Message par HERY Mer 19 Déc - 12:31

Iza no nanao izany? ary iza daholo no tonga tany?
tena tokony ho natrehana mihitsy izany

HERY

Messages : 7
Date d'inscription : 19/11/2007

Revenir en haut Aller en bas

Lycée Andohalo Empty Re: Lycée Andohalo

Message par HERY Mer 19 Déc - 12:36

Admin a écrit:Section musique Lycée Andohalo, nanao kaonseritra nampahafantarana ny sangan'asan'i Ramboatiana Etienne tamin'ny 1980, aiza daholo?

Maninona raha mba asiana 4 gitara kely izany ry zalahy ah§

HERY

Messages : 7
Date d'inscription : 19/11/2007

Revenir en haut Aller en bas

Lycée Andohalo Empty Re: Lycée Andohalo

Message par Hanitra Mer 19 Déc - 20:27

HERY a écrit:Iza no nanao izany? ary iza daholo no tonga tany?

Nandray anjara tamin'izany ry Nirina (flute), Ndriana (Violon, gitara), Noro (flute), Hajasoa (contrebasse), Hanitra (gitara), Gerard (gitara), Hery (gitara).
Nanatrika tao i Ramose Ramboatiana Etienne.
Ririnina tamin'izay ka tsy fantatra intsony na ny hatsiaka na ny tahotra (trac) no nampagovitra. Smile

Na dia nifanindry tamin'ny lanonana fisokafan'ny lalao olympika tany Moscou aza io fampisehoana io dia tsy nahasakana ny olona tsy ho tonga izany ka feno hipoka ny trano.
Hanitra
Hanitra

Messages : 16
Date d'inscription : 16/11/2007
Localisation : Antananarivo

http://rhminfo.webs.com

Revenir en haut Aller en bas

Lycée Andohalo Empty Re: Lycée Andohalo

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser